• Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.FIAKARAN’NY RANON’IKOPA Tsy mbola misy atahorana

Tsy mbola misy atahorana ny fiakaran’ny ranon’Ikopa taorian’ireny ora-nikija teto an-drenivohitra ireny, araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny APIPA Rateloson Philippe. Vao 96 sm mantsy amin’izao ny haavon’ny rano raha any amin’ny 2 m sy 50

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.SEMPAMA Feno 17 taona, nivadika ho kaonfederasiona

Tafatsangana ny kaonfederasionan’ny sendikan’ny mpampianatra mpanabe, 17 taona taorian’ny nisian’ny sendikan’ny mpampianatra mpanabe, tarihin’ny filohany Raharovoatra Claude

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.ZARIDAIN’ANDOHALO Hanaovana hetsika isam-bolana

Ho fampiroboroboana ny zaridainan’Andohalo dia hanaovana hetsika isam-bolana ny eny an-toerana manomboka izao. Nanomboka ny volana septambra lasa teo no nanatanterahana izany tao anatin’ilay hetsika Haify mampihavana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.Banky iraisam-pirenena Hanampy amin’ny fanatsarana ny fitantanana jiro eto amintsika

Efa tsy misy olana intsony fa azo antoka ny hivoahan’ny famatsiam-bola avy amin’ny BAD sy ny Banky Iraisam-pirenena, hoy ireo solontenany miasa eto amintsika, Atoa Abdelkrim Bendjebbour (Bad) sy Rtoa Haleh Bridi (Banque Mondiale), omaly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.Mila any indray ny ketrika…

Asa na fifanandrifian-javatra fa vao niverina niresaka politika ny filohan’ny tetezamita teo aloha dia raikitra ny vono olona tany Morondava, nirehitra ny orinasa Sucoma, ary tsapa fa mitavozavoza be ihany mandray andraikitra ny mpitondra fanjakana. Mialoha izany dia niha mafy ny delestazy miitatra hatrany amin’ny fahatapahan’ny rano ny fahorian’ny vahoaka. Dia niteny ingahy Rajoelina omaly hoe

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.FAMONOANA ZAZALAHY 14 TAONA Mitaky fitsaram-bahoaka ny mponina ao Mahajanga

Nisavorovo indray ny tao Mahajanga omaly alakamisy maraina mikasika ilay raharaha nahafatesana zazalahy 14 taona tao amin’ny fokontany Mahavoky- Avaratra ny folakandron’ny alarobia

Hamaky ny tohiny
FTT