• Alatsinainy 22 Desambra 2014
Actualités.ANTOKO HVM “Tsy manaiky ny fizarana seza ao anatin’ny fihavanam-pirenena”

“…Tsy manaiky ny fizarana seza isika, tsy misy seza ho an’ireo teo aloha intsony izao, fa aleo hitondra fampandrosoana nosoratany ny HVM…”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Desambra 2014
Actualités.Faritra andrefan’ny Boriborintany faha-2 Nahazo tolotra avy amin’ny Depiote Rastany

Mitohy ny fijerena ny maha olona ho an’ny solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy teny amin’ny Boriborintany faha-2 eto an-drenivohitra, ny depiote Rastany na

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Desambra 2014
Actualités.Mahavelombolo

Miandry ny ho tohin’ilay fihaonana an-tampon’ny filoha 5 ny zoma lasa teo ny rehetra, hanao ahoana indray ny tontolo politika ? Iza no mankasitraka ary iza no tsy resy lahatra tamin’iny dingana iray azo ambara hoe goavana vitan’ny FFKM iny ?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Desambra 2014
Actualités.Minisiteran’ny angovo Roa volana aty aoriana, tsy voasolo i Fienena Richard

Sarotra ny mahitra ny solon’i Fienena Richard. Roa volana aty aorian’ny nanesoran’ny fanjakana azy tsy ho minisitry angovo, tsy mbola voatendry ny solony

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Desambra 2014
Actualités.Leo delestazy Nopotehin'ny olona ny Jirama Toamasina

Nisy andian'olona maro nidina an-dalambe tao Toamasina halina. Niainga tao Ankirihiry izy ireo ary nihazo an'i Bazary Be misy ny foiben'ny Jirama Toamasina. Tsy nahasakana azy ireo ny andro maizina sy efa alina, amin'ny sivy ora

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Desambra 2014
Actualités.Bianco Tokony hisy ny fitsarana manokana hiady amin’ny kolikoly

Anisan’ny tetikasa hodinihin’ny birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly na ny Bianco ny hananganana fitsarana manokana hiady amin’ny fahalovana eto Madagasikara. Efa tafiditra ao anatin’ny ezaka hotanterahina eo anivon’ity sampandraharaha ity rahateo io tetikasa io.

Hamaky ny tohiny
FTT