• Talata 23 Desambra 2014
Actualités.Bealanana any Sofia Hanao fety tsy aman-kena ny olona

Raha mitohy izao tsy fifankahazoan-kevitra eo amin’ny Lehiben’ny Faritra Sofia sy ny DGAT any an-toerana izao dia ho ritra ny hena any amin’ny “Boucherie” ka hanao fety tsy aman-kena ny any Bealanana, hoy ny depiote

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Desambra 2014
Actualités.Fipoahana ara-tsosialy ?

Asa na tena noho ny krizy marina na noho ny firosoana amin’ilay fampihavanana no mahatonga ny toe-draharaha sosialy somary mafampana eto amintsika tato ho ato izay. Misy ny ben’ny tanàna ahiana fa nitifitra ary nahafaty olona tany Maintirano amin’ny anaran’ny fampiharana ny dina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Desambra 2014
Actualités.Fanafoanana ny delestazy Efa eo am-pijerena izany ny fanjakana

Naneho ny heviny momba ny tranga mampalahelo niseho tany Toamasina ny faran’ny herinandro lasa teo ny minisitry ny Toekarena sy ny Teti-pivoarana misahana vonjimaika ny minisiteran’ny Angovo Raveloharison Herilanto

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Desambra 2014
Actualités.Fanodikodinana “vary simba” Tamban-jotra “Mictsl – Madarail – la Seal – Kobama – tranom-barotra”

Olona 07 no miandry fitsarana azy am-ponja izao vokatra ilay famoahana antsokosoko sy fanodikodinana “vary simba” 03 kaontenera tamin’ireo 05 niantsona naharitra tao amin’ny orinasa Mictsl.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Desambra 2014
Actualités.By Pass – Dorodosy 3 maty tsy tra-drano, nitsoaka ilay R12

Nandriaka ny ra teny amin’ny By-Pass, tsy lavitra ny lalamby eny Dorodosy ny alin’ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Desambra 2014
Actualités.Alliance Voahary Gasy Mankalaza ny fahadimy taona niorenany

Mankalaza ny fahadimy taona niorenany ny Alliance Voahary Gasy, vovonana iray miezaka hatrany ny hanohana ny fitondram-panjakana amin'ireo karazana harem-pirenena misy

Hamaky ny tohiny
FTT