• Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Zotra Ambovombe – Tolagnaro Mpandeha fiara maro naratra nokaikerin'ny "bengy"

Mizaka ny tsy eran'ny aina ireo mpandeha fiara amin'iny lalana mampitohy an'Ambovombe sy ny renivohitra Anosy iny. Mifangaro amin’ny mpandeha ny entana sy ny akoho sy osy aman'ondry.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Pr Ranjeva Raymond Nisafidy ny tsy hangina

Nampaneno lakolosy ny Hetsika Vonjy Aina sy ny Profesora Ranjeva Raymond raha nisafidy ny hangina ny ankamaroan’ny mpanao politika eo ampiandrasana ny taona vaovao 2015. Ny hisorohana ny zava-doza mety hiseho eto amin’ny firenena no antony, araka ny efa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Sambo vahiny nitatitra andramena Nifanenjehana tamin’ny helikôptera tany Sainte Marie

Nifanenjehana tany amin’ny fari-dranomasina Maroantsetra – Sainte Marie omaly tontolo ny sambo vahiny nitatitra andramena avy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Taona 2014 Navesatra ny fandikan-dalana tao Antsirabe

Azo lazaina fa navesatra ny asan’ny polisim-pirenena teto Vakinankaratra raha ity taona 2014 hivalona ity no jerena araka ny tatitra netin’izy ireo teo anoloan’ny mpanao gazety. Nampiteny ny moana ny trangan’ny lozam-pifamoivoizana ho an’ny taona manontolo satria nahatratra 96 izany ka ny 11 tamin’ireo dia namoizana ain’olona avokoa ary ny sisa kosa dia ratra sy fahasimbana ara-pitaovana no betsaka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Tarika Tiana Vevelo Antsirabe Hamoaka ny rakikirany voalohany amin’izay

Fantatr’Antsirabe amin’irony fanaovana “Sketch” irony i Ranaivoson Eugène Alexandre na Ranezy Depazy araka ny fahafantaran’ny olona ao an-drenivohitry ny ranovisy azy izay

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Vola halefa amin’ny finday Lasan’ny jiolahy nirongo basy ny 1.200.000 Ariary

Teo ampikirakirana ny vola halefa amin’ny finday mihitsy no nanao be fiavy tao anaty trano fandefasana vola amin’ny alalan’ny finday ireny, ireo jiolahy roa mirongo basy sady naka an-keriny ny vola rehetra, mitentina teo amin’ny roa hetsy sy iray tapitrisa Ariary

Hamaky ny tohiny
FTT