- Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Radio – Fahitalavitra FMA Nanamarika ny faha-12 taona niasany
Fano 12 taona ny Radio sy Fahitalavitra FMA (Feon’ny Mazava Atsinanana) ao Toamasina ankehitriny.
Hamaky ny tohinyFano 12 taona ny Radio sy Fahitalavitra FMA (Feon’ny Mazava Atsinanana) ao Toamasina ankehitriny.
Hamaky ny tohinyNy taona 2009 raha araka ny fanadihadiana natao dia tena nampirongatra ny fanolanana teto amintsika. Nihanahazo vahana hatrany izany ary vao mainka mihamahery vaika indrindra tamin’ity taona 2014 ity.
Hamaky ny tohinyHifarana ihany ity ny taona 2014 tsy voarain'ireo Kaominina ambanivohitra maro manerana ny nosy ny anjara vola fanampiana andiany faharoa fanomen'ny fanjakana isan-taona mitentina 7 tapitrisa Ariary
Hamaky ny tohinyHerintaona latsaka kely izao no nijoroan’ny fitondram-panjakana vaovao eto Madagasikara manaraka ny Lalàmpanorenana taorian’ny tetezamita nanjakan’ny gaboraraka sy ny tsy
Hamaky ny tohinyOlona nanodidina ny 60 no indray tratry ny fanapoizinana ara-tsakafo tao Antsirabe vokatry ny fihinanana mofomamy nivadika ho poizina. Raha ny fantatra dia efa nanomboka ny andron’ny Krisimasy no fahavoazan’ireo olona sasany satria hetsika iray nokarakarain’ny
Hamaky ny tohinyManoloana ny resaka mandeha fa hiakatra ho 750 Ariary ny sarandalana amin’ny taksibe raha ampiharina ny vidy tena izy dia nilaza ireo vondrona mpitatitra eto an-drenivohitra fa tsy hisy ny fiakarana eo amin’ny sarandalana na dia eo aza ny fiakaran’ny vidin-tsolika. Amin’izy ireo dia tsy vahaolana intsony izany raha amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny