• Alatsinainy 05 Janoary 2015
Actualités.Faritra Vatovavy Fitovinany Manao zanak’Ikalahafa

Manolona ny lozm-pifamoivoizana nisesy sy namoizana an’olona tamin’ny lalam-pirenena miazo ny faritra Vatovavy Fitovinany iny dia fantatra izao fa nandray fepetra ka namoaka didim-pitondrana ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Janoary 2015
Actualités.Polisy avy namonjy “Réveillon” Sady voaendaka no matin’ny daroka

Toy ireo vahoaka rehetra nankalaza ny fetin’ny farany taona dia mba namonjy ireny lanonam-bahoaka ireny ity mpitandro ny filaminana iray. Tsy dia lavitra ny renivohitry ny Faritra Alaotra izy no nifety fa tao amin’ny toeram-pilanonana Antanifotsy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Janoary 2015
Actualités.Fihantsiana voalohan’ny taona Tsy mbola namaly i Maître Paulin

Vao manomboka ny taona 2015 dia mamerina ny antso nataony miantsy ady amin’i Maître Paulin indray, omaly, i Maître X izay maniry mafy mihitsy hifampitana amin’ity kalaza ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Janoary 2015
Actualités.«Mahery fon'ny firenena 2009» Mitohy ny tolona

Ireo gadra politika no navoaka ny fonja nitazonana azy, ho fampiharana ny fifanarahan’ireo filoha dimy tonta nandritra ny fihaonana an-tampony teny amin’ny CCI Ivato fa ny tolona dia mbola mitohy, hoy Atoa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Janoary 2015
Actualités.Herisetra tafahoatra Mamono olona ny GSIS

Ny alin’ny zoma 02 janoary nifoha ny sabotsy 03 janoary teo izao, dia tsy misy indra-fo ny an’ireto zandarin’ny GSIS nalefa hanao tantsoroka ireo namany any Toamasina, fa dia toto vody basy sy daka ary fampijaliana no natao tamin’i Andriantsalama Mamisoa Daniel (Mamisoa na Babali),

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Janoary 2015
Actualités.Tantaran’i Nônô Araho isan’andro manomboka anio

Haroson’ny Tia Tanindrazana anao mpamaky manomboka anio ny andian-tantara an-tsary vaovao, “Tantaran’i Nônô”.

Hamaky ny tohiny
FTT