• Alakamisy 08 Janoary 2015
Actualités.Zazavavy 14 taona diso fanantenana Namono tena nitelina fanafody 25 isa

Mafy sy mahery ny mitia ka ireo kely salosana mahasahy manapitra ny ainy mihitsy ary misy raha la terre ! Zazavavy vao 14 taona monja mianatra amina sekolim-pinoana tsy miankina iray ao Toliara

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Janoary 2015
Actualités.Anosipatrana Atsinanana Tonga any ambany fandriana ny rano

Anisan’ny tanàna efa fefiky ny rano koa ny eny Anosipatrana Atsinanana manamorona ny tanimbary amin’izao fiavian’ny orana misesy izao. Efa tafiditry ny rano ny tokantrano sasany. Ny antony dia efa maro ireo olona manorina trano amin’ny tanimbary eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Janoary 2015
Actualités.Sambo hopitaly “Mercy Ships” Marary maso 500 isa no hodidiana maimaimpoana

Olona manodidina ny 500 isa eo ho eo, mponina avy eto Antananarivo avokoa, no kasaina hoentina hodidiana ato ho ato any amin’ilay sambo lehibe sady hopitaly “Mercy Ships” miantsona ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Janoary 2015
Actualités.EPP Soavina Novatsiana kiraro ireo mpianatra

Nanomboka ny alatsinainy 5 janoary 2015 teo ny fampianarana telovolana faharoa ho an’ny Sekoly Fanabeazana Fototra Soavina izay hifarana amin’ny 17 martsa 2015

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Janoary 2015
Actualités.Fako sy loto mifangaro Mampirongatra ny aretin’ny taovam-pisefoana

Maro ireo valanaretina mpitranga ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra tahaka izao. Voalohany amin’ireny ny gripa mahery. Nampandamaka sokajin’olona maro izy io nanomboka tamin’iny volana desambra 2014 iny ary mbola mamparefo ny fahasalaman’ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Janoary 2015
Actualités.Mahajanga Mamely ny aretina tazo mahery

Aretina mateti-piseho isaky ny fotoam-pahavaratra ny tazo mahery. Mirongatra ary tsy mifidy salan-taona ny olona mety ho tratran’io aretina io

Hamaky ny tohiny
FTT