• Alakamisy 08 Janoary 2015
Actualités.Ankizivavy 16 taona Niteraka kambana telo mianadahy

Tovovavy iray 16 taona mpianatry ny CEG taona fahafito (classe 5 ème) avy any Ambovombe Androy mipetraka amin’ny rahavavin-dreniny ao Toliara (vadina mpitari-posy)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Janoary 2015
Actualités.Arina fandrehitra Miovaova ny vidiny mandrapahatapitry ny fahavaratra

Vao niatomboka nilatsaka ny orana ny volana novambra lasa teo dia efa nahitana fiakarany ny vidin’ny arina fandrehitra. Manodidina ny 14.000 hatramin’ny 15.000 Ariary ny vidiny teo aloha raha gony vaventy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Janoary 2015
Actualités.Governemanta Kolo Roger Efa nifanao veloma sy nifampitsodrano

Nivadika ho dom-bera fifanaovam-beloma sy fifampitsofandrano ny filankevitry ny governemanta natao teny Mahazoarivo ny tolakandron’ny talata 06 janoary teo. Filankevitra voalohany tamin’ity taona ity io, nomena fampilazana ho tsy maintsy tonga avokoa ny minisitra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Janoary 2015
Actualités.Delestazy ao Toamasina Misy mandrahona ho faty ireo mpiasan’ny Jirama

« Efa tsy afaka manao ny asany malalaka intsony ny mpiasanay amin’izao olan’ny delestazy mahatonga sakoroka lava eto Toamasina izao. Izao ireo mpiasa mpanatitra faktiora misy mandrahona ho faty, ireo mpiasanay monina any amin’ny fokontany sady voatora-bato ny tranony no mbola voarahona ho faty ihany koa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Janoary 2015
Actualités.Raharaha Mamisoa Mbola norahonan’ny mpitandro filaminana ireo namany

Nanamafy ny naha famonoana niniana natao tamin’ny vadiny Rtoa Rakotohasimbola Hanitriniaina Patricia, vady navelan’Itompokolahy Mamisoa Daniel, ilay maty noho ny daroka nataon’ny GSIS azy tany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Janoary 2015
Actualités.Fizahantany Nandalo tao Tolagnaro ny sambo “Voyageur”

415 mpizahatany, 225 ekipazy, mitotaly 650 ny tao anatin’ilay sambo Voayageur. Izy ity no sambo mpitondra mpizahatany faharoa niantsona tao amin’ny seranan-tsambon’i Ehoala taorian'ny nandalovan'ny Eoropa 25 desambra teo. Miteny anglisy ny ankamaroan'izy ireo satria ny 343 teratany Britanika, ny 51 Amerikana ny ambiny miteny Frantsay

Hamaky ny tohiny
FTT