• Zoma 09 Janoary 2015
Actualités.MIDONGY ANGAHA ISEKELY ?

Midongy indray i zandry kely, Tsy hankeny Iavoloha ? Izany ve no mba modely Tena mendrika ho filoha ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Janoary 2015
Actualités.Varotra rongony eny Soanierana Olona 5 voasambotry ny polisy

Nahazo vaovao avy amin’ny olona tsara sitrapo ny polisy avy ao amin’ny boriborintany faharoa etsy Ambohijatovo fa hoe misy mpivarotra sy mpifoka rongony eny Soanierana sy Ankaditoho. Ny alarobia maraina tamin’ny 7 ora dia nidina nijery ny zava-nisy teny an-toerana ny polisy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Janoary 2015
Actualités.Raharaha abatoara etsy Ankadindratombo Nentin’ny Hafari eny anivon’ny Bianco

Nentin’ny fikambanana HAFARI Malagasy tarihin’ny filohany Rafanomezantsoa Jean Nirina eny anivon’ny fikambanana mahaleotena iadiana amin’ny kolikoly na ny Bianco ilay raharaha abatoara etsy Ankadindratombo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Janoary 2015
Actualités.Mpiasam-panjakana mivondrona ao amin’ny F3M Mangataka ny hijeren’ny filoha ny fampiakarana ny karaman’izy ireo

Diso nihafy loatra ireo mpiasam-panjakana rehetra tamin’ny taona 2014 noho ny tsy nahazoan’izy ireo fisondrotan-karama raha araka ny tafa nifanaovan’ny fiaraha-mientan’ny mpiasam-panjakana tamin’ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Janoary 2015
Actualités.Pasipaoro nomerika Tafakatra 800 ireo nisoratra anarana

Nifarana ny alarobia 31 desambra taona 2014 lasa teo ny fampiasana ny pasipaoro biometrika ho an’ireo mpiray tanindrazana mpivezivezy any am-pitandranomasina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Janoary 2015
Actualités.Saran-dalan’ny Taksibe Vita hatreo ny 200 Ar

Tsy misy tapa-dalana intsony ny saran-dalana eto Antananarivo renivohitra manomboka amin’ny alatsinainy ho avy izao, hoy ny UCTU

Hamaky ny tohiny
FTT