• Alatsinainy 19 Janoary 2015
Actualités.Ambatondrazaka Zaza 4 taona nisy nanolana

Efa miha mivadika biby ny olona ankehitriny raha ity tranga niseho tany Ambatondrazaka ity no dinihana. Tovolahy 19 taona no nahavita nanolana zazavavy kely efatra taona monja mipetraka ao Ambatoambo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Actualités.Berija Ravelomanantsoa Miandry ny didim-pitsarana eny Tsiafahy

Nohadihadian’ny fitsarana tao amin’ny efitrano faharoa omaly i Berija Ravelomanantsoa. Naharitra ora telo latsaka kely ny famotorana. Tsy nisy ireo porofo amin’ny fanamelohana ity mpianatra dokotera eny amin’ny anjerimanontolo ity ho niketriketrika fanonganam-panjakana, hoy ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Actualités.Filoha dimy tonta Samy tompon’andraikitra tamin’ny zava-niseho

Fanambarana niraisana, natao an-tsoratra ary nosoniavin’ny tsirairay no namaranana ny andiany fahatelo amin’ny fihaonan’ireo filoha dimy nifandimby nitondra an’i Madagasikara notarihin’ny FFKM teny amin’ny CCI Ivato omaly tontolo andro, nandinihana indrindra ny valin’ireo fanontaniana niisa 33 handrafetana ny fototry ny fampihavanam-pirenena. Samy niaiky ny amiraly Didier Ratsiraka, Pr Zafy Albert, Marc Ravalomanana, Andry Rajoelina ary Hery

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Actualités.Depiote Rastany Nanampy ireo niharam-boina tetsy Tsiadana Ambohidepona

Nitsapa alahelo sy nanampy ireo niharam-boina vokatry ny fihotsahan’ny tany be teo ambonin’ny tranon’ny fianakaviana roa samihafa teny Tsiadana Ambohidepona Boriborintany faharoa omaly, ny depiote Randrianarisoa Stanislas. Nitondra izay voatsirambin’ny tanany ho fanampiana sy fanohanana ireo fianakaviana telo tonta namoy zanaka koa izy sy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Actualités.Exode Urbain any Soaniedanana Tafitan’ny Hafari Malagasy ny « Vitrine fihariana 2015 »

Tafitan’ny Hafari Malagasy notarihan’ny filohany Rafanomezantsoa Jean Nirina notronin’ny Rndc sy ny domaine Fiavo omaly, tany Soaniedanana Ankazobe PK 67 lalam-pirenena faha-4, ny fampirantiana tamin’ireo vahiny nasaina toy ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Janoary 2015
Actualités.Fiadidiana ny fandraharahana ny fonjan’Antsirabe Hiasa mafy ho an’ny fanarenana ny fonja

Tsy mifanaraka amin’ny isan’ny voafonja intsony ny haben’ny fonja ao Vakinankaratra. Fantatra io nandritra ny hetsika fifampiarahabana noho ny Asaramanitra nataon’ny fiadidiana ny Fonja any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT