• Alatsinainy 19 Janoary 2015
Actualités.Félicien “Kopi Kolé” Nampiray ny Malagasy

Misaona ny tontolon’ny kanto Malagasy. Folaka andatony Rakotomalala Félicien «kopi kolé» Théo Rakotovao, nopaohin’ny fahafatesana tampoka nihotsahan’ny tany teny Andohan’i Mandroseza ny tolakandron’ny zoma 16 janoary teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Actualités.Asa fikojakojana ny lalana Mampaneno lakolosy noho ny tsy fahampiam-bola ny FER

Nampaneno lakolosy nony farany ny tompon’andraikitra eo amin’ny FER (fonds d’entretien routier) eto Madagasikara notarihan’ny Sekretera Jeneraliny, Atoa Benitany Randimby, raha namory ny rehetra, tompon’andraiki-panjakana, mpandraharaha tsy miankina, mpanao mpanao gazety …

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Actualités.Kabary Hampianarina ny fomba fikabarin’Ambohimanarina

Naseho tao amin’ny Akany Nirina, teo amin’ny vohitr’Ambohimanarina, ny sabotsy 17 janoary teo ny “Zanak’Ambohimanarina Enin-dray Enin-dreny Mikabary”. Izy ireo dia hanandratra avo ny soatoavina ao amin’ny tontolon’ny kabary ary hampianatra sy haneho ny hasina sy ny fomba fikabarin’Ambohimanarina manokana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Actualités.Tetezana Verrerie Toamasina. Kila forehitra ny fivarotan-kazo sy fonenan'ireo mpivarotra

Kila forehitra ny tolakandron’ny alahady teo ny tsena fivarotan-kazo tao amin'ny tetezan'ny verrerie Morarano Toamasina. Sarotra dia sarotra ny fifamonjena sy fialana ny trano fonenana ho an'ireo mpivarotra tratry ny loza noho ireo karazan-kazo mora mirehitra ka nampahazo vahana vetivety sy nampahery ny afo, anisan'izany ireo volobe (bambou) sy ny hazo kesika izay mora mirehitra tokoa fa teo koa ireo karazan-kazo mafy toy ny voamboana sy ny hafa izay nampateza ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Actualités.Mapar II sy III ary ny Vpm Mmm II Mankasitraka ny fanendrena ny praiminisitra Jean Ravelonarivo

Tsy hatao tompon-trano mihono ny vahoaka Malagasy tsivakivolo sy ianareo mpanao gazety, hoy Atoa Maharante Jean de Dieu mpandrindra ny Mapar II sy III tetsy Antaninarenina omaly ka hanambarana ny zava-misy tsy am-pihambahambana eo amin’ny raharaham-pirenena. Iray ihany ny Mapar II sy III, hoy izy ka izany no mahatonga ny tenako sy ny minisitra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Actualités.Kolo Roger sy Jean Ravelonarivo Vita tamin’ny sabotsy ny famindram-pahefana

Vita ny sabotsy maraina las ateo ny famindram-pahefana teo amin’ny praiminisitra teo aloha ny Dr Kolo Roger sy ny praiminisitra vaovao ny jeneraly Jean Ravelonarivo.Tamim-pirahalahiana tanteraka no nanatanterahana izany tamina lanonana tsotra natrehan’ireo mpikambana amin’ny governemanta teo aloha teny aminy lapam-panjakana Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT