- Alatsinainy 19 Janoary 2015
Actualités.Rivodoza Chedza Namono olona 2 tany Antsalova
Namela takaitra maro tamin’ireo toerana nolalovany ilay rivodoza Chedza farany teo
Hamaky ny tohinyNamela takaitra maro tamin’ireo toerana nolalovany ilay rivodoza Chedza farany teo
Hamaky ny tohinyMpianatra an-jatony no tsy afaka hianatra intsony ao anatin’ny Fokontany Tsilazaina, kaominina Ambohijanaka, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.
Hamaky ny tohinyTapaka ny tetezana ao Amboasary, 2km avaratry ny tanàna, amin’ny lalam-pirenena faha-44 mihazo an’Ambatondrazaka.
Hamaky ny tohinyHenjakenaja ihany ny takaitra navelan’ny rivodoza Chedza teto raha araka ny tarehimarika avy any amin’ny BNGRC satria dia tafiakatra 10 no maty manerana ny nosy, 57 686 traboina, 2729 nafindra toerana vonjimaika, trano 1687 simba tanteraka, trano 120 niongotra tafo,trano 782 nidiran’ny rano ,sekoly
Hamaky ny tohinyAretina tsy mbola afaka eto Madagasikara ity resaka delestazy ity. Herinandro lasa izay no niverina indray ny delestazy lavareny tao Mahajanga ary tsy mifidy ora ny fahatapahan-jiro isan’andro. Maharitra adiny efatra ny fahatapahana.
Hamaky ny tohinyMitombo isan’andro amin’izao fotoana izao ny isan’ireo traboina vokatry firotsahan’ny oram-baratra miaraka amin’ny rivodoza tsy an-kiato. Lasa andavanandron’ireo mponina eny ambany tanàna noho izany ny fisian’ny rano miandrona efa ho andro maromaro izao
Hamaky ny tohiny