• Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Praiminisitra Ravelonarivo Jean Nanome baiko hentitra hanesorana ny fakon’Antananarivo

Nitarika fivoriana maika teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo ny Praiminisitra Ravelonarivo Jean, omaly maraina mahakasika ny fepetra horaisina tamin’ny vokatry ny fandalovan’ny rivodoza « Chedza » sy ny fiahiana manokana ireo traboina rehetra manerana an’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Governemanta Ravelonarivo Hiandrasana tsinambolana vao hajoro

Tsy arakaraka ny nihazakazahana tamin’ny fanendrena ny praiminisitra fa dia Ambatobevohoka ny fahaterahan’ny governemanta Ravelonarivo Jean. Maro ny resaka mandeha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Tanambao verrerie Trano 196 may kila, olona 1.200 traboina

Tokony ho tamin’ny 3ora sy fahefany ny alahady tolakandro teo, nitrangana hain-trano goavana tao Tanambao Verrerie “ambodi-pont”. Trano 196 no may kila vokatry ny afo goavana izay niitatra noho ireo trano vita amin’ny ravim-pontsy sy falafa ary “volo” (bararata), ka olona 1.200 no traboina, biby fiompy 4 koa may kila ary olona 2 may teo amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Bazary Be - Toamasina Saika nisy naka an-keriny i Kessaria Housseni

Ity nitranga omaly tokony tamin’ny 9ora sy sasany maraina ity no trangana fakana an-keriny, voalohany nokasain’ireo jiolahy natao tamina zanaka karana tamin’ity taona vaovao ity, taorian’ilay tranga ny volana desambra ny taona lasa nikasan’ireo jiolahy naka an-keriny ny zanaky ny orinasa mpanamboatra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Oniversite Ankatso Nodoran’ny mpianatra ny sarin’ny filoha Rajaonarimampianina

Mbola nitohy omaly ny fihetsiketsehana nataon’ireo mpianatra teny Ankatso. Nisy ny sakana nataon’izy ireo teny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Rivotiana Richard Jean Bosco Ahiana ho tapaka ny RN-7

Ahiana ho tapaka ihany koa tahaka ny any Ambatondrazaka ny lalam-pirenena faha-7 raha tsy voajerin’ny fanjakana haingany ny eo amin’ny fihaonan-dalana Mananjary-Tanà-Fianarantsoa izay efa simba no mbola nampian’ny nafitsoky ny sikilaonina indray, hoy ny depiote Rivotiana Richar

Hamaky ny tohiny
FTT