• Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Mampiesona

Nanome baiko ny praiminisitra hanala ny fako rehetra eto Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Ankadivato Misy lavaka be mampidi-doza

Maromaro ihany ireo lalana simba ahitana lavaka eto an-drenivohitra fa anisan’ny tena mampidi-doza ny misy eny Ankadivato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Arina fandrehitra 500 Ariary vao mahazo

Miankina betsaka amin’ny zava-misy eto amin’ny firenena no mampidangana ny vidim-piainana eto Madagasikara. Ny fiatombohan’ny taona tahaka izao amin’ny ankapobeny no fotoana fiakaran’ireo entana ilaina amin’ny fiainana andavanandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.AMBOHIDRATRIMO Mirongatra indray ny asan-jiolahy, tokantrano 3 no lasibatra

Tokantrano miisa telo indray tany amin’ny distrikan’Ambohidratrimo no indray notafihin’ny jiolahy mirongo fiadiana ny alin’ny zoma 16 hifoha sabotsy 17 janoary lasa teo. Tokony ho tamin’ny 12 ora alina no nitrangan’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Takaitra navelan’i Chedza 1 hetsy mahery ireo traboina manerana ny nosy

Nahatratra 103 450 ireo traboina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Chedza araka ny tarehimarika avy any amin’ny BNGRC omaly hariva, ary 15 no fantatra fa namoy ny ainy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Minisitra Dadafara “Ireo haino aman-jerin’ny mpanohitra no manaratsy ny fiompiana”

Nohararaotin’ny minisitry ny fiompiana teo aloha Randriamampionona Joseph Martin na i Dadafara ny lanonana teo anivon’ny departemanta tantanany, nanambarany ny tao am-pony mikasika ireo fanakianana azy sy ny asa teo anivon’ny minisiterany, indrindra manodidina ny abatoara, fanondranana omby … ka nilazany fa “ireo haino aman-jerin’ny mpanohitra no manaratsy ny fiompiana”.

Hamaky ny tohiny
FTT