- Alatsinainy 26 Janoary 2015
Actualités.« Associations » maro etsy amin’ny Magro
Mitaky ny hijeren’ny fanjakana ireo very asa sy tsy manana asa
Hamaky ny tohinyMitaky ny hijeren’ny fanjakana ireo very asa sy tsy manana asa
Hamaky ny tohinyFivilianan-dalana no hifamezivezen’ny fiarakodia mampitohy an’i Vangaindrano amin’i Farafangana vokatry ny fahatapahan-dalana ao amin’ny Pk 20.
Hamaky ny tohinyAnisan’ireo depiote roa lany ho mpitsara mpanampy eo anivon’ny Fitsarana Avo eto amintsika ny depiote Raharinirina Sidonie avy any Mananara Avaratra.
Hamaky ny tohinyTamin’ny taona lasa dia nahatratra 144 ny antontan-taratasy momba ny fandefasana taratasim-bola tsy misy antoka nosahanin’ny polisy ekonomika Toamasina, araka ny fanazavan’ny kaomisera Rakototiana Laubel Valisoa. Ireo tranombarotra sy ireo mpandraharaha ary ireo “mpibizina” mpanam-bola no tena mpanao azy ity, ka mampidangana ny sandam-bola izay manodidina ny am-polony tapitrisa ariary. Ny faramparan’ny taona lasa iny aza dia mpanolotsain’ny filohan’ny antenimieram-pirenena iray mpandraharaha mpanafatra entana nanao taratasim-bola tsy misy antoka 35 tapitrisa Ar,
Hamaky ny tohinyMisy tokantrano iray mamokatra zavatra mampanempotra eny Anosimasina Itaosy ampitan’ny tobin-tsolika Shell akaikin’ny fiantsonan’ny taksibe
Hamaky ny tohinyToy ny fanaony isan-taona dia nanatanteraka asa fanadiovana ny faritra manodidina azy ireo mpiasan’ny Akademiam-pirenena misahana ny fanatanjahantena etsy Ampefiloha, notarihin’ny tale jeneraliny Ranaivoson Patrice.
Hamaky ny tohiny