• Talata 27 Janoary 2015
Actualités.Raherisoa Vololona Victorine Masa-bary maito kitoza Ambohimanarina

Nahafaly ny ampaham-bahoakan’Ambohimanarina ny fahalanian’ilay lalàna mikasika ny rafitra vaovao hitondrana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, hoy ny depiote Raherisoa Vololona Victorine voafidy teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Janoary 2015
Actualités.Rajhonson Maminiriana Lalàna ratsy ilay fizarazarana an’Antananarivo iny

Tsy nifidy an’ilay lalàna misy ny fizarazarana an’Antananarivo Renivohitra ny tenako, hoy ny depiote Rajhonson Lantoarijaona Maminiriana Tsitohaina avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, satria efa fantatra fa ratsy iny volavolan-dalàna iny ary hanimba zavatra be dia be amin’ny fitantanana an’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Janoary 2015
Actualités.Randriambololona Mananjara Mety ilay fizarana andraikitra ho an’Antananarivo-Renivohitra

Efa mihamaro loatra ny mponina eto Iarivo ankehitriny fa efa mananika ny 2 tapitrisa mahery ka mila fandaminanana matotra ny amin’ny fitantanana azy, hoy ny Lehiben’ny Faritra Analamanga, Randriambololona Mananjara. Mety araka izany ilay fandanian’ireo depiote ilay lalàna mikasika ny fandaminana vaovaon’ny tanàna. Efa tena mihatery ity tanàna ity ka mila fanitarana misokatra amin’ny tanàna manodidina, raha ny marina dia mila manova paikady vavao hanasoavana ny vahoaka ny fitantanana eto amin’ity Renivohitr’i Madagasikara ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Janoary 2015
Actualités.Voamboana tratra tao mahajanga Olona telo no hiatrika fitsarana

Herinandro vitsivitsy taty aoriana nahatrarana ireo hazo sarobidy plainsandra teny amin'ny sisin-dranomasina teny Mahajanga be dia fantatra izao fa tsy maintsy haroso eny amin'ny fitsarana ny valin'ny fanadihadiana rehetra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Janoary 2015
Actualités.Anosipatrana Nidiran’andro ilay fiaran’ny polisy monisipaly nandika lalàna

Nahatsikaiky omaly alahady hariva tokony ho tamin’ny 5ora 30 fa dia maty teo am-piakarana teo akaikin’ny masera ho eny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Janoary 2015
Actualités.RAZAKANDRAINY BEZORO

« Tsy handrombaka fahefana aho, fa hiverina amin’ny alalan’ny latsa-baton’ny vahoaka »

Hamaky ny tohiny
FTT