• Talata 03 Febroary 2015
Actualités.Ambatobe fokontanin’i Mandrosoa Ilafy Zaza vao teraka nisy nanary tao anaty dabam-pako

Zazalahy kely vao teraka iray narian'olona tsy mataho-tody tao anaty Bac bleu fanariana fako tetsy Ambatobe ary tazan'ireo mpanangona fako rehefa nanary ireo fako tao anaty bac bleu rehetra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Febroary 2015
Actualités.Ady amin’ny sida, raboka ary tazo Mitaky vokatra ny mpamatsy vola

Tsy tratra ny tanjona napetraka nanomboka tamin’ny taona 2003 natao amin’ny sida, raboka ary tazomoka eto Madagasikara. Nisy ny famatsiam-bola na dia sarotra aza ny fandresen-dahatra tamin’ny nahazoana azy ireo tao anatin’izay folo taona mahery izay. Olona 600 mitondra ny tsimokaretina Vih, 124.000 voan’ny koha-tratra ary lay

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Febroary 2015
Actualités.Ambatondrazaka Ankizy 10 taona nisy namatotra tamina toeram-pivarotana

Gaga sy talanjona ity renim-pianakaviana iray avy namonjy maraim-baovao raha nandalo tao amin’ny tsenan’ny fokontany Madiotsifafana, nahita ankizy lahikely

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Febroary 2015
Actualités.Kere i Bekily 100 mahery no efa maty

Voan-draketa no ifandrombahana vao maraina ao Bekily atao solon-tsakafo. Efa tafiakatra 100 mahery ny olona maty ao amin’ny kaominina 19 mandrafitra ny distrika vokatry ny hanoanana, 3 300 nifindra monina ivelan’ny faritra Androy fa tsy nahatanty intsony ny kere.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Febroary 2015
Actualités.Famokarana herinaratra Mbola manjaka tokana ny Jirama

Miankin-doha tanteraka amin’ny Jirama ny tokantrano Malagasy, raha ny valin’ny fanadihadiana niarahan’ny Instat sy ny Banky iraisam-pirenena tamin’ny volana desambra 2014 no asian-teny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Febroary 2015
Actualités.Fanamboaran-dalana eny Atsimondrano Hitohy eny Anosizato sy Ampitatafika, hoy i John Elite

Aorian’ny asa fanamboarana ny lalana eny Itaosy izay miala eo Andranonahoatra mihazo an’Anosimasina, kaominina Bemasoandro dia hitohy eny Avarabohitra sy Anosizato ary

Hamaky ny tohiny
FTT