- Talata 03 Febroary 2015
Actualités.SAMVA Tsy mazavazava ara-pitantanana
Tototry ny volabe ana miliara nefa tsy mahala fako ! Fa inona no mitranga ao amin’ny SAMVA (Service Autonome de Maintenance de la Ville d'Antananarivo) ao ?
Hamaky ny tohinyTototry ny volabe ana miliara nefa tsy mahala fako ! Fa inona no mitranga ao amin’ny SAMVA (Service Autonome de Maintenance de la Ville d'Antananarivo) ao ?
Hamaky ny tohinyRaha ny tatitra farany navoakan’ny BNGRC dia hita fa tsy mitsaha-mitombo ny fahavoazana navelan’ilay rivodoza Chedza. Ny tarehimarika farany nomen’izy ireo dia milaza fa 74 ireo olona maty manerana an’i Madagasikara ka ny 25 tamin’io dia tany amin’ny faritra Vatovavy Fito Vinany.
Hamaky ny tohinyTovolahy iray 30 taona no tsy mbola hita hatramin’izao raha ny 08 janoary lasa teo no nitrangan’izany, tany amin’ny Kaominina Ambano, Antsirabe faharoa.
Hamaky ny tohinyTovovavy iray antsoina hoe Bakonirina na i Bako araka ny fiantson’ireo namany azy no fantatra izao fa voatana am-ponja any Liban any nanomboka tamin’ny volana janoary lasa iny
Hamaky ny tohinyMisy raha la terre ! Sangy mihoatra ny loha ve ? Ankizivavy sahabo ho 13 taona avy nianatra handeha hody no nihetsika aretina hafahafa toa Ambalavelona tao anaty taksibe omaly antoandro tokony ho tamin’ny 12 ora mahery kely teo, tetsy Ankazomanga. Izy efa nihinjitrinjitra sy nikiakiaka ary nifotafota ivy (faroratra fotsy teo amin’ny vavany) no nanaitra ny rehetra tao anatin’ity fiara fitateram-bahoaka ity. Voatery nijanona mihitsy ilay bus satria nisahotaka ireo mpandeha.
Hamaky ny tohinyTranga mahavariana ny maro ao Mahajanga ny fahitana ny valanaretina izay somary hafahafa ary tsy fahita isan’andro. Mangididy avokoa ny vatana rehefa tratrany izay miafara amin’ny fivontosana
Hamaky ny tohiny