• Talata 03 Febroary 2015
Actualités.Sorena ny mponin’i Mahajanga Niara-tapaka ny jiro sy rano ny faran’ny herinandro teo

Niteraka fahasorenana ho an’ny mponina tao Mahajanga ny faran’ny herinandro teo ny fahitana ny fahatapahan’ny jiro sy ny rano tamin’ireo fokontany 26 tao an-toerana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Actualités.Magro Behoririka Misy kariera safira vaky any Andilamena ka anaovana antsojay indray ny vahoaka

hibe miandry antsika ny fanavotana ny firenena, hoy i Zafilahy Stanislas tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Tsy miala eto isika fa sahirana ny firenena, hoy izy. Any Bekily miady vaonina raketa ny olona, na ny rano sotroina aza manahirana satria tsy misy orana hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Actualités.Mirongatra ny tsy fahandriampalemana Manomana paikady vaovao ny EMMO-NAT

Manoloana ny tsy fandriampahalemana izay nirongatra tato ho ato dia hisy ny tetika maty paika hataon’ny Emmo-nat. Nilaza ny minisitry ny foloalindahy ny Jly Rakotozafy Dominique fa tsy handefitra amin’ny hetsika fikotrehana fanakorontanana izay kasain’ny sasany atao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Actualités.Mito Mahitsy toraka anatin’ny Rap

Mito, iray amin’ireo endrika tsy vahiny intsony amin’ireo mpiondana ny mozika rap. Fantatra amin’ilay fanaovana bao tsy mivily sy fomba fijery mahitsy izay taratra anatin’ny tononkirany ny lehilahy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Actualités.Distrika Ambatondrazaka Nisokatra ny taom-pambolen-kazo 2015

Zanakazo Kininina sy Acassia 2 050 fototra no novolena ny 28 janoary teo tao Ambalatevana Ambalabako kaominina Sub Urbaine Ambatondrazaka. Nahatratra 600 mianadahy ireo olona tonga nanatanteraka ny adidiny tamin’io fotoana fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2015 io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Actualités.Oniversiten’Antananarivo Hisokatra ao Soavinandriana Itasy ny sampana faharoa

Hisokatra ao Soavinandriana Itasy ny sampan’ny oniversiten’Antananarivo. Natao omaly tany an-toerana ny fanaovan-tsonia momba izany. Ny Faritra Itasy no nanome tany hanorenana ny oniversite

Hamaky ny tohiny
FTT