• Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Boaderozy very tao amin’ny MICTSL Nanjavona ny dosie teny amin’ny fitsarana ?

“Misy tsy mazava ! Tsy hita ny antontan-taratasin’ady mikasika ny raharaha anenjehana anay…”, hoy ireo mpiasan’ny orinasa Mictsl miisa 6 raha tonga niatrika ny fitsarana azy ireo izy ireo ny talata maraina teo, noho ny fitorian’ity orinasa ity azy ireo, fa nanodinkodina “andramena” iray kaontenera saika naondrana ny taona 2012, ary efa nidiran’izy ireo fonja vonjimaika enim-bolana. Vokatry ny tsy fahitana ny antontan-taratasin’ady (?),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.ANEFFA SY NY MPAMPIANATRA FRAM Hitokona indray manomboka amin’ny Alatsinainy

Hitokona manomboka amin’ny alatsinainy ho avy izao indray ireo mpampianatra FRAM sy ny ANEFFA raha toa ka tsy tanteraky ny fitondram-panjakana ny fampanantenana natao azy ireo. Anisan’izany ilay fanampiana izay efa tokony ho noraisin’izy ireo nanomboka ny volana septambra lasa teo ka hatramin’ny volana desambra. Nisy ny fivoriana notanterahin’izy ireo omaly tetsy amin’ny CEG Antanimbarinandriana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Fampianarana ambaratonga ambony Hisokatra ny fampianarana ampitain-davitra ao amin’ny Degs

Noho ny mahavoafetra ny isan’ireo tanora vao afaka fanadinana bakalorea hiditra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo eny Ankatso ankehitriny dia nanapa-kevitra ny sampam-pianarana fitantanana ao amin’ny Degs izay tsy mahazaka afa-tsy mpianatra 1 000 noho ny fahateren’ny efitrano fianarana fa hosokafana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Asa goavana ny fanarenana

Nanipika mazava ny Amerikanina tamin’ny alalan’ny masoivohony eto amintsika fa tsy ampy hampandrosoana firenena ny fananganana rafitra sy andrim-panjakana, fa tsy maintsy kolokoloina ny lafiny ara-toekarena

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Famonoana an’ i Dovic tany Tolagnaro Nidoboka any am-ponja ilay lietna sy ireo zandary roa

Nidoboka ilay zandary Lietna sy ireo zandary 2 hafa, nafahana vonjimaika kosa ilay zandary vehivavy mpiza-draharaha nahiana ho namono nahafaty an'i Dovic.

Hamaky ny tohiny
FTT