- Zoma 06 Febroary 2015
Actualités.Amboasary Atsimo 18 namoy ny ainy noho ny Kere
Tafakatra 18 ireo olona namoy ny ainy noho ny kere any amin’ny Distrikan’Amboasary Atsimo, Faritra Anosy. Isa vonjimaika ihany io.
Hamaky ny tohinyTafakatra 18 ireo olona namoy ny ainy noho ny kere any amin’ny Distrikan’Amboasary Atsimo, Faritra Anosy. Isa vonjimaika ihany io.
Hamaky ny tohinyNitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona tamin’ny lalana «Boulevard de l’Europe” mialoha ny handikana ny lalamby eny Soanierana
Hamaky ny tohinyNafanafana ny toe-draharaha tao an-drenivohitry ny Faritra Vatovavy Fitovinany omaly. Nifampitana ny samy mpiasam-panjakana. Nisy dokotera vavy iray miasa ao Manakara mantsy niakatra fampanoavana io omaly io
Hamaky ny tohinyMbola maro ny zava-boalazan’ny fifanarahana voasoratra ao anaty faideroty tsy tanteraka mandraka androany ka mbola mitohy ny tolona aty an-kianjan’ny Finoana Magro Behoririka aty Antananarivo aty, hoy Rtoa Rasoamalala Odette Brenda, ary izany no mahatonga anay mpikambana taloha tao amin’ny
Hamaky ny tohinyNihoron-koditra izay nahita. Tovolahy iray, 30 taona eo, «styliste» sy mpanafana lanonana no hita maty teo an-tokotanim-pasana eny amin’ny Cimetière Anjanahary omaly. Mpamily fiara nandeha maraina no nahatsikaritra ny razana efa nivalampatra ka nampandre ny manodidina. Tsy nisy nahafantarana azy raha ny endriny satria, nendahina ny hodin-tavany,
Hamaky ny tohinyNampiseho ny finiavany amin’ny famongorana ny fandrobana ireo harem-pirenena ny governemanta Malagasy. Manaporofo izany ny fisokafan’ny fanadihadiana mikasika ireo olona ao ambadik’ilay sambo Min Feng nandika lalàna mihantsona aty amin’ny morontsirak’i Madagasikara, ao amin’ny 10 km anatin’ny
Hamaky ny tohiny