• Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Distrikan’ i Morombe Mila vonjy haingana, tapaka ny RN9

Mila vonjy haingana sy manao antso avo ny vahoakan’i Morombe, distrika iray any amin’ny faritra Atsimo Andrefana, nitondra takaitra tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Fundi, mba

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Traboina ny firenena

Mavesabesatra ihany ny takaitra navelan’ny andro ratsy ho an’ny firenena. Tsy mbola tafarina akory ny simba vokatry ny rivodoza Chedza dia efa manao ny ataony ihany koa ny rivodoza Fundi izay azo ambara ho naha tondra-drano iny faritra atsimon’ny nosy iny mihitsy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Fakana an-keriny Niaiky ny helony ireo zandary mpiasan’ny prezidansa

Mbola mitana ny sain’ny maro ilay raharaha nidirana zandary GSIS niisa 3 sy sivily iray, tratran’ny polisy niaraka tamin’ilay mpandraharaha mpanao jirofo nalaina an-keriny sy nahatrarana vola 140 tapitrisa ariary tao Moramanga. Tao Toamasina Bd Ratsimilaho amoron-dranomasina manakaiky ny trano

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Faritr’i Boeny 10 %-n’ny velaran-tany sisa no misy ala

Nambaran’ny talem-paritry ny tontolo iainana, ny ekôlôjia, ny ranomasina sy ala any Boeny tany Mahajanga, araka ny fanadihadiana nataon-dry zareo fa ny 10%-n’ny velaran-tany manerana an’i Boeny sisa no misy ala ankehitriny. Mandany hazo 1m3 isan-taona ny Malagasy iray, hoy izy, ka mahatratra 600 000 m3 eo ho eo ny hazo ripaky ny mponina 600 000 ao amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Faravohitra Namoa-doza ny fiara mpaka fakon’ny SAMVA

Fiara maromaro nijanona amin’iny fidinan’i Faravohitra iny no indray potika notrongisin’ny fiarabe mpaka fakon’ny SAMVA omaly mitataovovonana, mifanandrify amin’ny fotoana firavan’ny fiangonana indrindra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Firaisankinan’ny Terak’i Bara Nanampy ireo traboina

Tonga nanolotra izay voatsirambin’ny tanany entina hanampiana ireo traboina vokatry ny tondra-drano sy kere vokatry ny hain-tany any Atsimo ny Firaisankinan’ny terak’i Bara ny sabotsy lasa teo tetsy amin’ny tranombokim-pirenena Anosy

Hamaky ny tohiny
FTT