Actualités

Distrikan’ i Morombe Mila vonjy haingana, tapaka ny RN9


  • Alatsinainy 09 Febroary 2015

Mila vonjy haingana sy manao antso avo ny vahoakan’i Morombe, distrika iray any amin’ny faritra Atsimo Andrefana, nitondra takaitra tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Fundi, mba

 


tsy atao ankilabao intsony amin’izay isaky ny misy ny loza voajanahary toy izao mahazo io tanàna io. Dibodrano tanteraka ny tanànan’i Morombe ary tsy nivarina any an-dranomasina ny rano. Miezaka mamonjy toerana avo toy ny sekolim-panjakana sy  ny fiangonana ireo traboina amin’izao. Betsaka ny trano rava, indrindra ireo vita amin’ny vondro. Andrin-jiro fito no nianjera  amin’ny tany miampy ireo hazo lava be any an-toerana. Amin’izao, manano sarotra ny fifandraisana sy ny fifamoivoizana. Tapaka ny lalam-pirenena fahasivy mampitohy an’i Toliara sy Morombe. Ahiana ny hiparitahan’ny valan’aretina noho ny diky miparitaka mitsikafona eny ambony rano vokatry ny fangerena ankalamanjana sy ny fako miparitaka etsy sy eroa.

 


 

Eric R.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT