• Alatsinainy 16 Febroary 2015
Actualités.Trafikana boaderozy tao Soanierana Ivongo Nogadraina ireo “Dockers”, tsy fantatra izay tena atidoha

y zoma teo no niakatra fampanoavana sy mpitsara mpanao famotorana ilay fisamborana ireo olona voarohirohy momba ilay raharahana boaderozy tao Manompana Soanierana Ivongo, izay nahavoatonontonona ny tompon’andraikitry ny OTIV any an-toerana ary nanaovana fanadihadiana teo anivon’ny zandary nisahana ny raharaha. Raha nivoaka ny didy savaranonandon’ny mpitsara dia ireo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Actualités.ARETINA TAZO MAHERY Mitombo isan-taona ireo olona matiny

Tafakatra 19 isa ireo olona namoy ny ainy vokatry ny tazo mahery teto amintsika hatramin’ny fiandohan’ny taona 2015, raha araka ny tatitry ny minisiteran’ny fahasalamana omaly. 22.500 isa ireo voakasiky ny aretina izay marihina fa teny anivon’ny tobim-pitsaboana avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Actualités.Bekily 400 Ar ny kapoakan’ny valala

Sasatry ny miarina ny mponina any Bekily. Taorian’ny hain-tany izay namoizana ain’olona maro tany amin’ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Actualités.Andriatsima Ravelo Heriniaina Tena ilaina ny fahalalahana sy fahaleovantenan’ny fitsarana

Mahatonga adihevitra eny anivon’ny fiarahamonina ny sehatry ny fitsarana eto Madagasikara tao anatin’ny taona vitsivitsy izay. Voaporofo tamin’ny fanadihadiana natao fa tsy mahatoky ny fitsarana intsony ny ampahany betsaka amin’ny Malagasy. Singa iray eo anivon’ny fitsarana ny Antenimieran’ny vadintany sy kaomisera mpanao lavanty eto Madagasikara. Vahinin’ny gazety Tia Tanindrazana anio ny filohan’ity fikambanana ity maître Andriatsima Ravelo Heriniaina. Resadresaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Actualités.Anosizato Fiara Peugeot 309 may kila forehitra

Tsy nisy azo noraisina intsony ilay fiara Peugeot 309, omaly maraina tokony ho tamin’ny 9 ora maraina tetsy Anosizato fa may kila forehitra tanteraka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Actualités.BETROKA Zandary 6 matin’ny dahalo

Tsy mbola niova fo ny dahalo ao Betroka. Omaly, nafotaka ny fifampitifirana teo amin’ireo dahalo an-jatony mirongo basy sy ny mpitandro filaminana. Raha ny vaovao azo avy any an-toerana, dia omby 100 no

Hamaky ny tohiny
FTT