Actualités

Anosizato Fiara Peugeot 309 may kila forehitra


  • Zoma 13 Febroary 2015

Tsy nisy azo noraisina intsony ilay fiara Peugeot 309, omaly maraina tokony ho tamin’ny 9 ora maraina tetsy Anosizato fa may kila forehitra tanteraka.

 

 Raha ny fantatra dia mivantana ny famelomana ity fiarakaretsaka ity (démarreur) ka nitarika firehetana anatiny. Marihina fa efa tranainy ilay fiara. Tsy nisy ny aina nafoy na ny naratra fa ny fahavoazana no iray lavaka. Fantatra mantsy fa dia nahenoana fofon’alikaola ilay mpamily ka mety izay no tsy nahatandremany ilay fiara.   

Tojo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT