Actualités

Bekily 400 Ar ny kapoakan’ny valala


  • Zoma 13 Febroary 2015

Sasatry ny miarina ny mponina any Bekily. Taorian’ny hain-tany izay namoizana ain’olona maro tany amin’ity

Distrika iray any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana ity dia foy indray izao ny atodim-balala taorian’ny rotsak’orana nentin’ny rivodoza “Fundi” nandalo tany an-toerana. Eny an-tsena anefa efa amidy 400Ar ny kapoakam-balala.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT