• Alakamisy 26 Febroary 2015
Actualités.ISOTRY – TETEZAN’I BEKIRARO Voaolana sady voaendaka ilay lehilahy mamo

Raha ny loharanom-baovao voaray, mampihoron-koditra ny zava-misy eny Isotry sy ny manodidina, tato ho ato, fa misy andian-jatovo mpidoroka rongony mahery fihetsika mihaza ireo tara fodiana na tratra alina amin’ny toerana tsy andalovan’olona fir

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Febroary 2015
Actualités.Miakatra ny reniranon’Ikopa Loza manambana ny tondra-drano

Nampahafantatra ny APIPA omaly alarobia fa mahtratra 3,95 m ny haavon’ny reniranon’Ikopa eny Bevomanga. Mety mbola hiakatra ny rano noho ny rotsak’orana maharitra ary efa tena atahorana ny hisian’ny tondra-drano eto amin’ny lemak’Antananarivo raha toa ka mahatratra 4,00 m ny haavon’ny reniranon’Ikopa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Febroary 2015
Actualités.Orlando Raobimanana Esorina fa manelingelina ny mpitondra ?

Mitady hiverina indray ny fitantanana maloto ny volam-bahoaka miaraka amin’ireo fomba mamohehatra fanaon’ny mpitondra fanjakana Malagasy tao anatin’ny 50 taona mahery, hoy ny mpiasam-bahoaka avy ao amin’ny Tahirimbolam-panjakana. Misy ny fanerena ny ao amin’ny tahirimbolam-panjakana mba hamoaka vola 40 miliara Ariary kanefa tsy manaraka ny lalàna akory izany ka tsy azonay ekena mihitsy, hoy ny mpiasa teny Antaninarenina omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Febroary 2015
Actualités.Loza amin’atambo Mpivady tanora maty nihotsahan'ny trano

Natory dia tsy nifoha ! Mpivady tena mbola tanora tokoa, 22 sy 20 taona, no indray maty vokatry ny firodanan’ny trano nonenan’izy ireo teny Tsimbazaza

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Febroary 2015
Actualités.“Prefecture de police” Boriborintany faha-3 Ny tompon-karatra no asaina misava mivantana ny renin-karany

Toe-javatra mahavariana no mitranga etsy amin’ny biraon’ny prefecture de police fanoloana karatra simba na very ho an’ny Boriborintany faha-3 izay mitoetra etsy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Febroary 2015
Actualités.Ranobe eny Ilanivato-Anosipatrana 100Ar ny saran’ny fiampitana amin’ny sarety

Dibo-drano efa ho roa volana izao iny faritra Ilanivato mipaka any Ampefiloha Ambodirano, Boriborintany faha-4 iny, ahiana ny valan’aretina.

Hamaky ny tohiny
FTT