Actualités

ISOTRY – TETEZAN’I BEKIRARO Voaolana sady voaendaka ilay lehilahy mamo


  • Alakamisy 26 Febroary 2015

Raha ny loharanom-baovao voaray, mampihoron-koditra ny zava-misy eny Isotry sy ny manodidina, tato ho ato, fa misy andian-jatovo mpidoroka rongony mahery fihetsika mihaza ireo tara fodiana na tratra alina amin’ny toerana tsy andalovan’olona fir

 

y. Avy eo hanamparan’izy ireo ny filan-dratsiny izay tratran’izy ireo. Efa maro no lasibatra, eny hatramin’ny tsy ampy taona, saingy tsy mbola nisy tratra izy ireo hatramin’izao. Afak’omaly alina, lehilahy 26 taona, monina etsy Antetezana Afovoany, mamo nody irery alina, avy nanala azy niaraka tamin’ny mpiara-miasa namany, no voaolana sady voaendaka no mbola voadaroka koa, tetsy Isotry tsy lavitry ny tetezan’i Bekiraro. Raha ny vaovao voaray, dia bandy telo lahy no nanao fihetsika mamohetra taminy.

Eric R

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT