Actualités

Loza amin’atambo Mpivady tanora maty nihotsahan'ny trano


  • Alakamisy 26 Febroary 2015

Natory dia tsy nifoha ! Mpivady tena mbola tanora tokoa, 22 sy 20 taona, no indray maty vokatry ny firodanan’ny trano nonenan’izy ireo teny Tsimbazaza


. Tao anaty torimaso izy roa no tra-doza ny misasak’alin’ny tatala hifoha ny alarobia teo, vokatry ny fijojon’ny orana tato anatin’ny andro maromaro izay, ka nampihotsaka ny trano. Nantsoin’ny manodidina ihany ny mpamonjy voina, saingy efa trano rava sy vatana mangatsiaka no novantanin’izy ireo, izay tara fahatongavana rahateo.

 

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT