• Zoma 27 Febroary 2015
Actualités.« Société civile en action » Niaka-dapa teny amin’ny minisiteran’ny mponina indray

Niaka-dapa indray ny alarobia teo ireo « Société civile en action » notarihan’ny Hafari Malagasy, ny Ctdhm sy ny Coddic ary ny Rndc ka noraisin’ny tao amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Febroary 2015
Actualités.Sendikan’ny teknisian’ny fananan-tany Naharay SMS mampiorohoro

Tsy afa-po tamin’ilay fikaonan-doham-pirenena mikasika ny politika nasionalin’ny fananan-tany farany teo ireo teknisiana manerana ny nosy eo anivon’ity sampan-draharaha ity. Miisa 3 ireo lesoka hitan’ny fivondroan’ireto sendika teknisiana telo tonta

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Febroary 2015
Actualités.« Rond point » Ambohimangakely Misy lavaka mampidi-doza eo afovoan’ny arabe

Anisan’ny tena mampidi-doza ny mpandeha fiara ny fitomboan’ny lavaka amin’ny lalana etsy sy eroa miseho lany n’aiza n’aiza ankehitriny, na ety an-tanàn-dehibe na eny amin’ny lalam-pirenena na any ambanivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Febroary 2015
Actualités.Nanosika bevohoka tao anaty taksibe Rapan’ny angaredona ilay Kaomorianina

Kaomorianina niady toerana tao anaty taksibe no nanosika sady niteny ratsy vehivavy bevohoka, omaly antoandro tetsy Ampefiloha, no niharan’ny hatezeram-bahoaka. Niakatra afo ny ankamaroan’ireo mpandeha nahita ny fihetsika tsy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Febroary 2015
Actualités.Fihinanana sakafo amoron-dalana Raim-pianakaviana iray namoy ny ainy

Nampalahelo ny zavatra nanjo ity raim-pianakaviana iray sahabo ho 40 taona tao amin’ny distrikan’Amparafaravola. Vokatry ny hanoanana dia nihinana ireny sakafo amoron-dalana ireny. Fotoana fohy taorian’izay dia nahatsiaro ho tsy salama izy ka nitady tambavy hitsaboana tena

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Febroary 2015
Actualités.Lalana eny Ankadimbahoaka-lalamby Misy simba sahady

Tsy nisy telo volana akory dia efa manomboka simba sahady ilay lalana manivaka manakaiky ny lalamby Ankadimbahoaka izay namboarin’ny orinasa Colas ary niteraka savorovoro noho ny fandravana trano.Tanjona tamin’azy io ny hanalefahana ny fitohanan’ny fiara sy hampirindra kokoa ny fifamoivoizana ; anisan’ny tonga nijery ny firosoan’ny asa teny an-toerana mihitsy moa ny filo

Hamaky ny tohiny
FTT