• Alarobia 04 Martsa 2015
Actualités.Tanjombato Atsimondrano Lasa ipetrahan’ny traboina ny sekoly hianaran’ny mpianatra

Feno traboina avokoa ireo sekoly ambaratonga fototra rehetra ao amin’ny kaominina Tanjombato, distrikan’Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2015
Actualités.Ankasina Nampisavorovoro ny fizarana fanampiana

Ny traboina efa tsy fidiny, ny fanampiana hany kely mba tokony ho azon’izy ireo indray ifandrotehana. Mitaraina ny eny amin’ity kartie eny andrefan’i 67ha ity

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2015
Actualités.Avaratr’Ankatso Olona 500 nafindra monina

Nafindra monina vonjimaika eny amin’ny 1/2 tonneau an’ny DEGS eny amin’ny oniveresiten’Ankasto aloha ireo olona nipetraka eny avaratr’Ankatso mba ho fisorohana ny loza mety hitranga raha tany ty ka mianjera ily bolongam-bato eto an-tampon-tendrombohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2015
Actualités.Tondra-drano Tafiakatra 20 ireo namoy ny ainy

20 ny olona namoy ny ainy noho ny rano miakatra teto amintsika, 71 854 ny traboina ry tsy maintsy nafindra monina ny 38 498 tamin’ireo, mahatratra 6 339 Ha ny tanimbary dibo-drano tanteraka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2015
Actualités.CENI-T “Tokony horavana dia soloina CENI”, hoy ny CRAM

Raha mbola hanolotra lalàna vaovao momba ny fifidianana kaominaly eo anivon’ny Antenimieram-pirenena ny governemanta dia manao tolo-kevitra ny CRAM (Cercle de Réflexion pour l’Avenir de Madagascar) ny handravana ny CENI-T

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2015
Actualités.“C.P.O”-n’ny tafika malagasy Manao fitsidiham-pianarana ao Toamasina

Manao fitsidihana tafiditra amin’ny fanofanana azy ireo eo anivon’ny Ivotoerana Fanamafisam-pahalalan’ny Manamboninahitra (Centre de Perfectionnement des Officiers),

Hamaky ny tohiny
FTT