Ny traboina efa tsy fidiny, ny fanampiana hany kely mba tokony ho azon’izy ireo indray ifandrotehana. Mitaraina ny eny amin’ity kartie eny andrefan’i 67ha ity
, fa tsy mangarahara ny fizarana fanampiana ho an’ny traboina eny an-toerana. Ny tena traboina indray no tsy mahazo, hoy izy ireo, nefa misy tsy traboina mahazo.
Nangonin’i Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.