• Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.TONDRA-DRANO ETO ANTANANARIVO Efa nampoizina, hoy ny HAFARI Malagasy

Efa nampoizina ny tondra-drano eto Antananarivo toy izao mitranga izao, hoy ny filohan’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina. Efa nanomboka tamin’ny volana jona mantsy izy no efa nanazava ny mikasika izany matetika tamin’ny mpanao gazety noho ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Tovolahy mamo nianjera tamin’ny moto Vaky loha tsy nahatsiaro tena teny Andohatapenaka

Tovolahy iray no nianjera tamin’ny moto omaly antoandro amin’ny lalana mihazo an’Andohatapenaka iny. Somary nandeha mafy niala lavaka izy no nianjera sady

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Tovovavy nirava avy nianatra Naratra notrongisin’ny fiara

Tovovavy iray avy nirava nianatra handeha hamonjy fodiana izay tsy nanampo na inona na inona no naratra nihoritra tongotra sy nihosina tao anaty ranom-potaka maloto masiso notrongisina fiara iray nisongona fiara teo anoloany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Zokiolona Hakarina ho 65% ny fisotroan-drononony

Olana ho an’ny «Caisse Nationale de Prévoyance Sociale» hatramin’izao ny fampahafantarana amin’ny Malagasy ny zo hisitraka ny fiahiana ara-tsosialy. Tsy mitsahatra ny manentana ireo mpampiasa sy mpiasa hiditra ho mpikambana «Cnaps»ny orinasa, hoy ny tale jeneralin’ny orinasa Arizaka Rabekoto. Tsikaritra fa betsaka tokoa ireo mihevitra ho tanora lalandava ka tsy mitsinjo ny ho avy amin’ny ankapobeny, araka ny fanazavany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2015
Actualités.Fitia tsy mba hetran’ny Antenimieram-pirenena Vitsy ny Depiote tonga omaly

Nangatsiatsiaka ny fanokafana ny hetsika fitia tsy mba hetra na téléthon nataon’ny Antenimieram-pirenena omaly teny amin’ny lapan’i Tsimbazaza. Ankoatra ireo mpikambana eo anivon’ny birao maharitra dia vitsy dia vitsy ireo Solombavambahoakan’i Madagasikara tazana teny an-toerana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2015
Actualités.HERINANDRON’NY VALIHA

Hisy ny fampianarana maimaimpoana ho an’ireo mpianatra eny amin’ny lycée Nosokafana omaly tamim-pomba ofisialy tetsy amin’ny Ivontoerana kolontsaina Malagasy etsy Antsahavola ny herinandron’ny valiha. Hetsika natao indrindra hampahafantarana ireo karazana kolontsaina malagasy sy ny manodidina azy io ka anisan’ireny ny fivoaran’ny asa fanamboarana valiha teto amintsika izay

Hamaky ny tohiny
FTT