• Talata 10 Martsa 2015
Actualités.« Salon des études internationales » Hanomboka rahampitso

Noho ny fangatahan’ny mpianatra malagasy maro izay maniry mafy ny hanohy ny fianarana any Andafy dia manomana ny andiany faha-6 amin’ny « Salon des études internationales » indray ny fikambanana Madajeune

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2015
Actualités.Sarimbavy roa niady tovolahy teny Analakely Nifampitolona nigagam-bahoaka

Mihavery ny soatoavina malagasy ! Aretina sa rendrarendra sy fombam-piainana tarafina amin’ny fombam-bazaha vokatry ny fanatontoloana misy ? Ny alahady antoandro teo, tetsy Analakely, sarimbavy roalahy samy mbola tanora (25 taona eo avy raha

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2015
Actualités.MAHAY NY MPITONDRA

Mahay ny mpitondra eto Gasikara, No miavaka indrindra amin`izay nantsoina. Satria dia tsy hafa fa labatoara No indro ametrahany ireo traboina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2015
Actualités.Firenena tiorka Hanome vatsim-pianarana handraisana mpianatra 4 000

Handray mpianatra 4.000 ny firenena Tiorka amin’ity taom-pianarana ho avy ity ary hanome vatsim-pianarana 4 000 mifandraika amin’izany ny governemantany. Ny firenena an-dalam-pandrosoana sy ireo tra-pahasahiranana noho ny fisian’ny loza voajanahary tao aminy no kendren-dry zareo hahazo izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.Anosipatrana Nahazo fanampiana ny traboina

Anisan’ny nahazo fanampiana avy amin’ny BNGRC ireo mponina dibo-drano teny amin’ny faritra iva Anosipatrana atsinanana ny sabotsy lasa teo. Vary 50 gony miisa 50 sy voanemba 100kg miisa 25 ary menaka no nozaraina ho an’ireo traboina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.CENIT Tokony hifidy filoha vaovao

Raha tsy misy ny fiovana amin’ny ora farany dia ny 17 jolay izao no hanatontosana ny fifidianana ben’ny tanàna eto Madagasikara. Ny 25 janoary teo no nanendrena an-dramatoa Attalah Béatrice

Hamaky ny tohiny
FTT