• Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.Tsy nandaitra ny famonoan’afo Mitohy ny fitokonan’ny mpiraki-draharaha

Mitohy ny fitokonana faobe ho an’ireo mpiraki-draharahan’ny fitsarana manerana ny nosy anio. Tsy nahafa-po ny fanapahan-kevitra noraisin’ny governemanta ary tsy hampihemotra ny fitakianay mihitsy iny, hoy ny solontenan’izy ireo omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.Avaratr’Ankatso Hatao aiza ny vato rehefa avy napoaka ?

Raikitra fa dia hapoaka ilay vatobe mandondona ny tanàna eny Avaratr’Ankatso. Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity izany, ary ny orinasa frantsay Colas no nanankinana azy. 57,6 tapitrisa Ariary no saran’ny asa hotanterahina eny an-toerana. Totoafo ny fanentanana ny olona hiala ny toerana voatondro fa mampidi-doza. N

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.Lalan’i Soanindrariny Lo sy potika ny paoma vao tafavoaka

Sahirana tanteraka ny tantsaha vao mahatafavoaka ny vokatra Paoma any Saoanindrariny amin’izao fotoana izao. izao.loza anefa fa lalana 30 kilaometatra mahery dia 5 andro vao afaky ny Fiarabe mpitatitra tsy mataho-dalana ireny. Raha ny fanazavana nentin’Atoa Randriamanantena Jean Richard,lehiben’ny fokontany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.Banga ny tarika Ny Railovy Nodimandry i Rida

Misaona indray ny tontolon’ny zava-kanto malagasy. Banga iray indray ny tarika Ny Railovy fa nodimandry tampoka ny marainan’ny alarobia 11 martsa tamin’ny 4ora teo amin’ny faha-50 taonany i Rida na i Dokotera Ridasoa Andriamahatana ao amin’ny tarika Ny Railovy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.Sarimbavy tany Ambatondrazaka Sorena ny ankamaroan’ny mponina

Niteraka adihevitra teo amin’ny fiarahamonina any Ambatondrazaka, ny nitondran’ny solombavambahoaka iray tany an-toerana ireo sarimbavy tena izy. Manahy mantsy ireo mponina sao hifindra amin’ireo tanora any an-toerana ny lehilahy misarimbavy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.Telma Manakaiky hatrany ireo mpanjifa

Tsy hain’ny orinasa Telecom Malagasy ny tsy hankasitraka ireo mpanjifa mahatoky azy sy ireo tolotra marobe narosony. Te hanamafy hatrany ny fiaraha-miasa amin’izy ireo ihany koa ity orinasa Malagasy mikirakira ny seha-pifandraisana amin’ny ankapobeny ity.

Hamaky ny tohiny
FTT