Actualités

Sarimbavy tany Ambatondrazaka Sorena ny ankamaroan’ny mponina


  • Alakamisy 12 Martsa 2015

Niteraka adihevitra teo amin’ny fiarahamonina any Ambatondrazaka, ny nitondran’ny solombavambahoaka iray tany an-toerana ireo sarimbavy tena izy. Manahy mantsy ireo mponina sao hifindra amin’ireo tanora any an-toerana ny lehilahy misarimbavy

 . Nameno ny toeram-pandihizana tao Ambatondrazaka  rahateo izy ireo ny talata teo ka tsy hay intsony izay zavatra nitranga. Tsy mbola eken’ny fiarahamonina any Alaotra ny lehilahy misarimbavy ka tsy mahagaga raha betsaka ireo sorena sy mitady hila ady raha vao mahita azy ireo. Marihina fa nankalaza ny 8 martsa tany Ambatondrazaka izy ireo, ary mbola tamana any an-toerana. Ny mahalasa saina amin’izy ity dia hoe: depiote no nitondra azy ireo tany Ambatondrazaka ka sao lahy dia hisy fandaniana lalàna momba ny fanambadiana ny mitovy fananahana atsy ho atsy. Enga anie mba ho ahiahy ihany izany.

                                                                         NiryA

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT