Actualités

Telma Manakaiky hatrany ireo mpanjifa


  • Alakamisy 12 Martsa 2015

Tsy hain’ny orinasa Telecom Malagasy ny tsy hankasitraka ireo mpanjifa mahatoky azy sy ireo tolotra marobe narosony. Te hanamafy hatrany ny fiaraha-miasa amin’izy ireo ihany koa ity orinasa Malagasy mikirakira ny seha-pifandraisana amin’ny ankapobeny ity.

 Hanamarihana izany ny fikarakarana lalao ahafahan’ny daholobe mandray anjara amin’ny fandefasana simeso maro sosona anarana sy fanampiny amin’ny laharana 834 nanomboka ny 12 febroary 2015. Finday miisa 35 anisan’ny tsara indrindra no efa nozaraina tamin’ireo tsara vintana ny alatsinainy 9 martsa lasa teo. Maharitra iray volana io hetsika manakaiky ny mpanjifa io ka mbola manana hatramin’ny 14 martsa ho avy izao ireo mpanjifa liana amin’ny fifaninanana fankasitrahana karakarain’ny orinasa Telma.

Ramano F.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT