- Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.Marc Ravalomanana Atao izay tsy hananany vola !
Tsy mbola misy fivoarany mihitsy hatreto ny momba ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, raha araka ny fantatra dia mbola manankery hatramin’izao ilay didim-panjakana managadra azy ao an-tranony. Mbola nogiazan’ny fanjakana malagasy ihany koa ny kaontiny any amin’ny banky ary tsy mbola eny am-pelatanany ny pasipaorony.
Hamaky ny tohiny
