• Alatsinainy 16 Martsa 2015
Actualités.Fikambanana miaro ny zon’ny mpanjifa Mitaky ny fanesorana ny talem-paritry ny varotra ao Mahajanga

Nandritra ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny zon’ny mpanjifa ny 15 martsa no nanaovan’ny filoha nasionalin’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa ny fanambarana fa mitaky ny fanesorana ny talem-paritry ny varotra Boeny mikasika ny tsy fandraisan’ity farany andraikitra ny asa amin’ny fanaraha-maso ny entana amidy ao an-toerana ny fikambanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Actualités.Fivondronan’ny orinasan’i Vakinankaratra Mandray anjara hatrany amin’ny fiarovana ny tontolo iainana

Mandray anjara hatrany amin’ny fiarovana ny tontolo Iainana ny FIOVA na ny « Fivondronan’ny Orinasan’i Vakinankaratra ». Manatanteraka fambolen-kazo hatrany ity fikambanana ity isan-taona izay efa fandaharam-potoanan’ny fikambanana izany hatramin’izay nijoroany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Actualités.Rafalimanana Hery Handinika ny hatao amin’ny vahoaka raha mitohy izao…

Nihetsika ny Pds na ny filohan’ny delegasion’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra tany aloha, Atoa Hery Rafalimanana ka nitondra ny tsirambin’ny tanany ho fanampiana ireo traboina ao amin’ny fokontany FAAMI na Antsahalovana-Antohomadinika Miray ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Actualités.Kamiao very tao amin’ny Seranan-tsambo Hita tamin’ny lalana mihazo an’Ambatovy

Voarohirohy tamin’ny fahaverezan’ilay kamio tao amin’ny seranan-tsambon’i Tomasina ny alarobia alina lasa teo ny mpamiliny satria tsy azo tamin’ny findainy izy nandritra ny nanjavonan’ilay fiara. Raha natao ny fikarohana dia tratra teo am-pitondrana vy fisintonana fiara mihitsoka ireny ny mpamily iray antsoina hoe

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Actualités.Magro Behoririka Avelao i Marc Ravalomanana halalaka fa izy no mahavita

Nanararoatra ny fampihavanana ny tany amin’ny faritra nampisehoana ny kandidà ben’ny tanàna satria efa nalamin’i Dada, hoy Rarison Hilarion tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny sabotsy teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Actualités.Orinasa Somacou Ilafy Nampiaka-peo noho ny antsojay misy ny solontenan’ny mpiasa

Tsy naharitra intsony fa nampiaka-peo ireo solontenan’ny mpiasa ao amin’ny orinasa Somacou mpanamboatra bodofotsy eny Ilafy ka nitatitra tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny foiben’ny Sekrima tety Behoririka tamin’ny herinandro lasa teo, fa hoe misy ny antsojay sy ny fanitsakitsahana ny zon’ny mpiasa ary fanenjehana ara-tsendikaly atao amin’ny filohan’ny sendikan’ny mpiasa eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT