- Alakamisy 19 Martsa 2015
Actualités.Fampitambarana ny kaominina Ivato Tena hitondra fampandrosoana
Olana nanakana ny fandrosoan’ny tanànan’Ivato Firaisana sy Ivato Seranana hatramin’izay ny fandinihana maimaika ireo faritra mampisaraka azy ireo. Niteraka disadisa hatrany teo amin’ireo mpitantana nifandimby ny tsy fahamatoran’ny famaritana ireo kartie ao anatin’ny kaominina isanisany. Raha fiaraha-miasa ho fampivoarana ny fiainan’ny mpiara-belona no nantenaina tamin’ny fisian’ireo kaominina roa vavahadin’i Madagasikara dia nanjaka tanteraka ny fifanilikilihana teo amin’ity sehatra ity
Hamaky ny tohiny