• Alatsinainy 23 Martsa 2015
Actualités.EATP AMBONDRONA Nomena fiofanana ireo mpampianatra sy ny mpianatra

sekoky ireo tompon’andraikitra ka dia nomena fiofanana avokoa ny mpampianatra sy ny mpianatra amin’ny fikojakojana ny nify izay tafiditra ao anatin’ny fampianarana ataon’izy ireo. Mpiofana avy any ivelany no tonga nizara ny traikefany tao izay

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2015
Actualités.Famonoam-balala andiany faharoa Tsy ampy 6,1 tapitrisa dolara ny tetibola

Hifarana amin’ity volana martsa 2015 ity ny dingana famonoam-balala andiany faharoa ao anatin’ny programa mitohy maharitra telo taona. Tsy mbola ampy 6,1 tapitrisa dolara anefa hatreto ny famatsiam-bola azy io

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2015
Actualités.Nijanona ny Magro Hisokatra amin’izay ny Radio ?

Nanamarika ny faran’ny herinandro teo ny fahatongavan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana tao an-kianjan’ny Magro Behoririka sy ny nanambarany fa mifarana ny hetsi-pitolomana nitakiana ny hiverenan’ny ara-dalàna ka nanoherana ny fanonganam-

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2015
Actualités.MARC TATANDRAZA SY NY EKIPANY Naiditra am-ponja vonjimaika

Efatra mirahalahy izy ireo no naiditra am-ponja raha mbola eo am-pitadiavana an’i Maitre Sanga sy i Clèrement izay anisan’ny voarohirohy amin’ity raharaha ity ireo mpitandro ny filaminana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2015
Actualités.Orinasa Tany Gasy Hanampy ny olona amin'ny fikarakarana ny taratasin-tany

Ankoatra ny fivarotana tany amin'ny vidiny mirary sy azo aloa tsikelikely dia manolotra tolotra vaovao ho an'ny mpanjifany indray ny orinasa tany gasy. Fanamaivanana ny fikarakarana ny taratasin'ny tany no hataon'izy ireo amin'izany izay hiantsoany ny mpanjifany rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2015
Actualités.Boaderôzy Mitohy hatrany ny trafika

Tena mbola misy ny aferana boaderozy amin’izao fotoana ary any Chine no tena mandray sy mividy ity hazo sarobidy avy aty Madagasikara ity. Araka ny tsiliantsofina re dia misy mpandraharaha malagasy iray miasa mafy any Chine any amin’izao fotoana satria toa tsy mety tonga any an-toerana ny sambo nitondra ny boaderôzy avy aty Madagasikara. Midika izany fa mbola mitohy ny fanondranana. Rehefa anontaniana moa ny fitondram-panjakana dia milaza hatrany fa efa mandray andraikitra ary miteny koa fa tsy mora ny manao ny fanadihadiana…

Hamaky ny tohiny
FTT