sekoky ireo tompon’andraikitra ka dia nomena fiofanana avokoa ny mpampianatra sy ny mpianatra amin’ny fikojakojana ny nify izay tafiditra ao anatin’ny fampianarana ataon’izy ireo. Mpiofana avy any ivelany no tonga nizara ny traikefany tao izay
naharitra telo herinandro. Taorian’io dia nisy ny fandrasaina marary tao amin’ny “Clinique dentaire”-n’ny sekoly ka ireo mpianatra mihitsy no mijery ny olona izay tonga ao niaraka tamin’ilay mpitsabo manampahaizana. Efa miverina amin’ny laoniny ny fampianarana rehetra ao amin’ny EATP Ambondrona. Ireo mpianatra koa dia efa vonona ny handray ny fampianarana azy ireo. Hanomboka amin’ny volana mey izao dia hisy ny famoahana mpianatra andiany voalohany.
Tolin
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.