Actualités

MARC TATANDRAZA SY NY EKIPANY Naiditra am-ponja vonjimaika


  • Alatsinainy 23 Martsa 2015

Efatra mirahalahy izy ireo no naiditra am-ponja raha mbola eo am-pitadiavana an’i Maitre Sanga sy i Clèrement izay anisan’ny voarohirohy amin’ity raharaha ity ireo mpitandro ny filaminana

 

. Natao miafina ny fiakaran’i Marc Tatandraza teny amin’ny fitsarana satria dia efa niandry azy ireo hiakatra teny ny mpanara-dia azy ireo niaraka tamin’ny fitaovam-piadiana toy ny antsy, vato ary hazo maranitra. Taorian’ny fitsarana io dia efa naverina tamin’ny ray aman-dreniny ireo zaza fito mianadahy ireo. Niezaka niandry an’i Apostoly io teny amin’ny biraon’ny mpitandro ny filaminana ireo mpanara-dia azy ireo saingy rehefa nahare fa any am-ponja ny mpitarika azy ireo dia nilaza izy ireo fa tsy hanaiky raha tsy mivoaka ny namany. Raha tsiahivina, ny 07 mey izao no hiakatra fitsarana ny raharaha voalohany tamin’ny korontana niseho tao Mahajanga avy amin’i Marc Tatandraza ka izao izy nidoboka am-ponja izao.

                                                                                                                              Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT