- Talata 24 Martsa 2015
Actualités.Roalahy niady sipa Nifanao totohondry tao am-piangonana
Efa mivaona ny tanora amin’izao ary very ny soatoavina malagasy. Ny alahady teo tao Toliara, tovolahy roa no namoa-tsampona tao am-piangonana niady sipa. Tsy nijanona tamin’ny fifamaliana am-bava teny ivelan’ny intsony ny an’ireto mpirafy ireto fa nitohy tao am-piangonana. Tonga dia nivatravatra ny tovolahy iray nipetraka somary nanandrify ny varavarana fidirana ary nilany vaniny sy nihantsy ady mpiangona iray teo alohany. Raikitra ny taim-bava avy eo, ary tsy nahalala menatra intsony teo imason’ny mpiangona.
Hamaky ny tohiny