Actualités

Seranam-piaramanidina Ivato Tratra ilay Sinoa saika hanondrana « devises »


  • Talata 24 Martsa 2015

Ankoatr’ilay fanaovana trafikana “Hippocampe” nalaza tato ho ato dia nisy teratany Sinoa iray hafa indray tratra teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato saika hanondrana an-tsokosoko vola vahiny matevitevina ihany satria mitentina 200 tapitrisa ariary.Izay mitsinjara ho 35 950 dolara sy 31 650 euros

 


 

; saika ho entin atsy amin’ny nosy Maorisy miloha ny hitondrana azy any Bangkok ireto volabe ireto, raha araka ny fanazavan’ny mpitandro filaminana teny Ivato.Nogiazana avy hatrany moa ny vola ka miandry ny tompony handoa ny sazy sy lamandy ; tsy maintsy ambara mazava an-taratasy ny vola ho entina rehefa hivoaka na hiditra an’i Madagasikara, ka raisina ho fandikan-dalàna avy hatrany ny tsy fanaovana izany.Tsy nanana taratasy mazava moa ity Sinoa tratra teny Ivato ity.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT