Actualités

Tonelina Ambanidia Nametrahana aro loza


  • Talata 24 Martsa 2015

Nametrahana fitaovana manokana hiaro ny mpandeha sy ny mpamily fiarakodia amin’ny mety ho fihotsahan’ny tany ny tonelina Ambanidia. Ny alahady alina no

 



nanatanterahan’ny orinasa COLAS ny asa momba izany ary araka ny fantatra dia famatsiambola mitetina 150 tapitrisa ariary avy amin’ny vondrona eoropeanina no nahafahana nanao  ny asa. Tsy hoe misy akory ny atahorana fa tsy maintsy noraisina ny fepetra mba tsy hampitaintaina ny olona, hoy ny minisitry ny asa vaventy Roland Ratsiraka izay tonga teny an-toerana nijery ny asa.



RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT