- Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.Ambohimamory Ampitatafika Nisy nanafika ny trano fivorian-dry Fidy mpanentana
Tena misy mifofo ny ain’i Fidy mpanentana raha ny zava-nisy tao ho ao no asian-teny.
Hamaky ny tohinyTena misy mifofo ny ain’i Fidy mpanentana raha ny zava-nisy tao ho ao no asian-teny.
Hamaky ny tohinyMahoraka any ivelany ny fisian’ny Djihadista eto Madagasikara. Toy ny mpizahatany no ahatongavan’izy ireo eto, maka “visa” manan-kery telo volana avy eo miondrana indray.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny andrana natao tao amin’ny fitsarana Toliara sy Anosy Antananarivo tamin’ny fampiharana ny “fanafainganana ny fikirakirana ny antontan-taratasin’ady sy ny famoahana ny didy ary ny fampiharana azy, izay niarahan’ny polisy mpanao fanadihadiana sy ny fampanoavana mpanenjika ary ny mpitsara mpamoaka ny didy”
Hamaky ny tohinyDahalo manodidina ny 40 izay mirongo basy mahery vaika no nitazona ity zazalahy iray natao takalon’aina hitadiavana vola hatramin’ny 20 tapitrisa ariary tany amin’ny distrikan’Amparafaravola.
Hamaky ny tohiny« Paka fihavanana» ! Io no lohahevitra hankalazana ny fetin’ny paska eto Antsirabe, araka ny fanapahana nataon’ny komitin’ny fety ao amin’ny kaominina Antsirabe.
Hamaky ny tohinyHitorajofo tanteraka ny fankalazana ny fetin’ny Paska eto Antsirabe amin’ity indray mitoraka ity satria hanjakan’ny fifaninanana tanteraka ary tapitra tanteraka ny “Manjaka tokana” teo aloha nataon’ny Orinasa iray mpikarakarana hatrany ny fetin’ny Paska teto Antsirabe.
Hamaky ny tohiny