• Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Ady tany eny Antanandrano Ankadikely Olona 4 no vonona hamono tena eo amin’ny taniny

Olona miisa efatra izay samy mpandova ilay tany mirefy 30 ha eny Antanandrano kaominina Ankadikely amin’izao no vonona hanao vy very ny ainy amin’ny ady hifanaovan’izy ireo amin’ny orinasam-pifandraisana Telma ka vonona ny homono tena ny amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Ampitandrefana Ambatondrazaka Manararao-pahefana ny zandary sy ny polisy

Tafahoatra ! Izay no azo ilazana ny fanararaotam-pahefana ataon’ireo zandary sy polisy amin’ireo fiara mpitatitra olona mampitohy an’Ambatondrazaka sy Tanambe, indrindra amin’izao fotoana ankatoky ny fety izao. Tsy ireo mpitatitra ihany no maneho fitarainana fa hatramin’ireo mpandeha vokatry ny fanelingelenana sy ny fotoana lany amin’ny filam-banina sy fisavana ataon’ireto zandary sy polisy any an-toerana ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Secours islamique France Ireo traboina mody no nomena fanampiana omaly

Mitohy ny asa fanampiana ireo traboina eto an-drenivohitra ataon’ny fikambanana Secours islamique France eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Jeneraly Paza Didier Gérard « Zon’Atoa Alain Ramaroson ny maneho hevitra»

Taorian’ny nisamboran’ny Emmo-Far an’Atoa Alain Ramaroson filohan’ny antoko Masters tetsy Vassacos ny herinandro lasa teo dia nanambara ny sekretera miadidy ny zandary fa zon’ity mpanao politika ity ny maneho ny heviny rehefa mahazo alalana izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.AMPEFILOHA AMBODIRANO Nahazo fanampiana ireo traboina namonjy ny toeram-ponenany

Traboina maromaro amin’izao no fantatra fa efa namonjy ny trano fonenany taorian’ny fahamainan’ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Fanapoahana vato eny Ambohimangakely Trano miisa 116 no ahiana hianjera

Trano miisa 36 no efa rava tanteraka ankehitriny raha miisa 116 koa ireo mbola ahiana hianjera eny Andranovao ambohimangakely amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT