• Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.Paska tany Ambatondrazaka 30 naiditra hopitaly, 25 naratra, iray namoy ny ainy

Betsaka ireo niharam-boina nandritra ny fety ny Paska tany Ambatondrazaka. Tao ny tapaka lalandra, nisy ny voatsatoka antsy sy sotro rovitra ary tsy vitsy ireo naratra noho ny fifanosehana nijery fampisehoana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.Ady totohondry tany Toamasina Nivadika ho sakoroka

Nisehoana sakoroka ny fanatanterahana ny fiadiana ny tompondakam-pirenen’ny lalao ady totohondry 2014 notanterahina tao amin’ny kianja Soavita Toamasina tamin’ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.Lonilony sa herisetra Tovolahy iray nodidiana ny maha lehilahy azy.

Nampalahelo ny nahazo ity tovolahy iray monina any Marivana Tsinjoarivo tamin’ny farany herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2015
Actualités.Hetsika Alatsinain’ny paska Tena niala vonkina Antananarivo

Tena niala vonkina niala amin’ny tontolo mirotoroto isan’andro Antananarivo tamin’ny andron’ny alatsinain’ny paska 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2015
Actualités.Nahafaty sy nandratra olona Nitsoaka ilay kamiao «semi-remorque»

Tsy ao Toliara intsony amin’izao ilay fiarabe « camion semi-remorque » miloko manga nahafaty olona, ny antoandron’ny sabotsy heriny lasa teo, tao amin’ny tsenan’i Soanafindra Amborongony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2015
Actualités.SIRAMA Maromamy Brickaville Hitady mpiara-miombona antoka ato anatin’ny 100 andro

“Tsy maintsy ahitantsika miaraka mpiara-miombona antoka ny famelomana ny sirama Maromamy ao anatin’ny 100 andro. Tsy hamidintsika amin’ny vahiny fa fiaraha-mientantsika miaraka amin’ny sehatra tsy miankina Malagasy…”

Hamaky ny tohiny
FTT