• Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.ANKILIMALINIKE TOLIARA II Omby 40 lasan’ny dahalo, mpanara-dia roa voatifitra

Nitrangana halatra omby ny alin’ny zoma teo, tao amin’ny fokontany Mitsinjo, kaominina ambanivohitra Ankilimalinike Toliara II ka very tamin’izany ny ombin’i Romain miisa 40.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.Nandritra ny fety Olona 8 niharan’ny fahapoizinana ara-tsakafo

Nahatratra valo ireo olona lasibatry ny fahapoizinana ara-tsakafo faobe tonga nanatona ny sampana fameloman’aina tetsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha ny alahady sy ny alatsinain’ny paska lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.Faritra Analanjirofo Mahakivy ny vahoaka ny ataon’ny lehiben’ny faritra

“Nantenaina hanirina vao mainka nampivandravandra”. Izay no fahitan’ny vahoakan’Analanjirofo ny fihetsiky ny lehiben’ny faritra Malo Benoit, izay ny filoham-pirenena mihitsy no tonga tao Fenoarivo Atsinanana nametraka azy tamin’ny toerany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.FAWE MAHAJANGA Nomena trano famakiam-boky ireo ankizy vavy notazaina

Tafiditra ao anatin’ny tanjon’ny FAWE Mahajanga ny fananganana ny trano famakiam-boky ho fialambolin’ireo zazavavy tazaina ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.Fikambanana Ny Antsika Nisantatra ny asa soa teny Amborompotsy

Nisafidy ny alatsinain’ny Paska ny fikambanana Ny Antsika hanombohana ny asa fanasoavana ny fiarahamonina eo anivon’ny kaominina Talatamaty.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.MOROMBE Dahalo 12 maty voatifitra, roa azo sambo-belona

Mirongatra ny asan-dahalo any amin’ny tapany avaratra sy Atsinanan’ny Faritra Atsimo Andrefana.

Hamaky ny tohiny
FTT